quinta-feira, 20 de agosto de 2015

THB Champions League - MADAGASCAR FOOTBALL

Resultado de imagem para FLAG MADAGASCAR  Resultado de imagem para LOGO FOOTBALL  MADAGASCAR



Baolina kitra : Voahosotra ho tompondakan’ Analamanga ny Iarivo Foot-ball Club


Baolina kitra : Voahosotra ho tompondakan’ Analamanga ny Iarivo Foot-ball Club
Ny ekipan’ny kaomininan’Antananarivo na ny Iarivo Fc no tompondaka teto amin’ny faritra Analamanga tamin’ity taom-pilalaovana 2015 ity teo amin’ny taranja baolina kitra. Tamin’ny isa 2 noho 0 no nanilihany ny As Saint michel teo amin’ny  andro faha 22 sady farany.  Tafita amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara noho izany ny Iarivo fc. Hanampy azy ireo ny ekipan’ny Tana formation izay mitazona ny laharana faharoa.
Raha ny vokatra hafa izay navoakan’ny ligin’Analamanga dia i Maitre Tony RABARISON izay mpanazatran’ny Iarivo FC, no voahosotra ho mpanazatra  mendrika indrindra ; i Samson mpilalaon’ny Elgeco plus sy i Florent mpilalaon’ny As Adema no namono baolina betsaka indrindra ary i Dina izay mpilalao ao amin’ny Tana formation no mpilalao mendrika indrindra.
Raha ny nambaran’i Maitre Tony Rabarison, dia mbola sarotra ny lalana mankany Afrika ary mila manampy mpilalao ny Iarivo fc raha te-handeha lavidavitra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara.
Ny mahatalanjona sy mahagaga  ny mpanaraka akaiky ny kitra anefa, amin’izao ankatoky ny lalaon’ny Nosy izao, dia mpilalaon’ny Iarivo FC iray monja no mba voantso ao anatin’ny ekipam-pirenena na ny Barean’ny madagasikara.




Football – CAN 2017: Madagascar – Angola à Mahamasina

Programmé initialement au stade Rabemananjara de Mahajanga, finalement,
le match opposant Madagascar à l'Angola pour le compte de la deuxième journée du Groupe B des éliminatoires à la CAN Gabon 2017 se tiendra au Stade municipal de Mahamasina.
La raison évoquée par la Fédération Malgache de Football (FMF) pour expliquer ce changement de stade fut la raison administrative, celle de la reprise à la normale des vols nationaux de la compagnie aérienne, Air Madagascar.
Par ailleurs, la FMF a également décidé que les matches internationaux programmés dans les mois qui viennent se joueront à Mahamasina.


Table away
Lp.GWDLG+G-POI
1CNaPS Sport33001019
2TAM Port Berger2110744
3FC Joel Sava1100323
4FC Maeva3003360
5Racing Club Nosy Be0000000
6ASCUM0000000



Table home
Lp.GWDLG+G-POI
1Racing Club Nosy Be3111774
2FC Joel Sava2101333
3ASCUM3102393
4FC Maeva0000000
5TAM Port Berger1001040
6CNaPS Sport0000000




Next games THB Champions League Group A
DateGameScoreH2H
21 Aug 05:00ASCUM - Racing Club Nosy Be-H2H
21 Aug 07:00FC Joel Sava - TAM Port Berger-H2H
21 Aug 09:00FC Maeva - CNaPS Sport-H2H

Last games THB Champions League Group A
DateGameScoreH2H
19 Aug 09:00ASCUM - TAM Port Berger1-4 ( - )H2H
19 Aug 07:00Racing Club Nosy B.. - FC Maeva2-1 ( - )H2H
19 Aug 05:00FC Joel Sava - CNaPS Sport1-2 ( - )H2H

Nenhum comentário:

Postar um comentário